| Entry | 1 vola madinika | 
| Elementary words | 2 vola, 3 madinika | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1] | 
| Explanations in French | 6   pièce de monnaie [1.13] | 
| Synonyms | 7 vola vy | 
| Updated on 2025/09/12 |   |